|
|
|
|

Teny iditra1  fiarovana
Fototeny  2  aro
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a protection
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] protection, défense
6  [1.13] protection, prévention, défense, préservation, sécurité
prophylaxie
Ohatra  7  Tsy misy fiarovana angaha ny tranomaizina? [2.472#]
8  Ary izahay mpanao fiarovana, fa any ny tompony! [2.298#132]
Voambolana  9  Fahasalamana
Kamban-teny 
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny fiarovana io
Lahatsoratra  16  Randzavola: fiarovana ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  17  fariovana, fiarovana, fivoarana, voafirana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21