Teny iditra fianarana (anatra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fampifantohana ny saina mba hahay sy hitadidy zavatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The act of learning; studies; a school [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Action d'apprendre; études, leçons; école [1.8]
 étude, apprentissage [1.13]
Ohatra 
1Naharitra folo taona latsaka kely tamin'ny fianarana tao Antananarivo Randrianaivo; [2.324]
2Rahefa tapitra voavaky ny boky fialam-boly dia voatery nitodika tany amin' ny boky fianarana. [2.471]
3Tsy fantatro na nahay izy tamin' ny fianarana na tsia. [2.472]
4Ka rahoviana izao izy no ho vita fianarana? [2.499]
Kamban-teny 
Lohateny Fianarana jeografia (Rakotonaivo François)
Gramera na ny fianarana ny fiteny malagasy (Andrianony)
Anaran-toerana 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12