Teny iditra fiafonafona (afonafona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomban' ny olona miafonafona, izany hoe romotry ny hatezerana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay La fureur, la rage, l’emportement [1.3]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20