Teny iditra fiadonadonana (adonadona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiavonavonana, fireharehana, fieboeboana aseho amin' ny fihetsika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay La fierté [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05