Teny iditra | ferana (fetra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Asiana fetra: Noferon' ny fanjakana ny vidin' ny vary Soritana, faritana: Noterana ny sisin-tanin' ny firenena roa [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be limited [1.2, 1.7] | ||||||||
To be restrained, to be fixed, as a time. [1.2] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on limite [1.8] | ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Teny iditra | feraña | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] zanatsipika, zanatsirika [1.78] | ||||||||
Teny iditra | ferana | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Sorte de jonc utilisé pour fixer le chaume lorsqu'on fait des toitures [1.196] | ||||||||
Teny iditra | ferana | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Betsileo] A plant used as a blow-tube for shooting birds. Same as tsontsoraka and tsirika. [1.2] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Neophloga linearis Becc. Son tronc mince mais bien droit sert à faire des sarbacanes. [1.196] | ||||||||
Anarana siantifika | Neophloga linearis | ||||||||
Voambolana | Haizavamaniry: hazo palma | ||||||||
Fivaditsoratra | fañare, fanera, ferana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/09 |