Teny iditra | fasana | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Lavaka na toerana namboarina handevenana ny maty. [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | A grave, a tomb [1.2, 1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Tombeau, tombe [1.3, 1.8] | ||||||
Caveau, mausolée [1.3] | |||||||
Ohatra |
| ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Lohateny | |||||||
Mpanahaka | kibory | ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fasana io | ||||||
Lahatsoratra | Randzavola: fasana ao amin' ny Baiboly | ||||||
Sary | |||||||
Fivaditsoratra | fanasa, fasana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/11 |