Teny iditra | fanome (ome) | ||||
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manome: Toy izao no fanome fahatsiarovana Azo omena matetika: Itỳ fanafody itỳ no fanome ny zazakely [1.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu’on peut donner, celui à qui l’on peut donner, manière de donner [1.3] | ||||
Ohatra |
| ||||
Fivaditsoratra | fameno, fanome, fomena, mañefo, mañofe |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08 |