Teny iditra fanehana (eka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanerena, fangejana: Tsy maintsy atao tsara ny fanehana ny tsihy eo am-panaovana azy
Fiantsoana: Ianao no mikarakara ny fanehana ny fokonolona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L'action de serrer, d’appeler [1.3]
Ohatra Rainindrianarivo kosa anefa kirina ka tsy mba nanaiky izany, fa ny hamely ihany, ka nanangana donak'afo ho fanehana ny vahoaka hamely. [2.588]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/27