Teny iditra | fanefana (efa) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanonerana: Amin' ny herinandro ambony ny fanefako ny trosanao Fanoloana: Takiko ny fanefanao ny bokiko very fa sarobidy tamiko loatra izy iny [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | The act of accomplishing something ; the act of paying a debt [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | L'action de finir, de payer, etc. le moyen [1.3] | |
Action d'accomplir, de terminer ; action de payer une dette [1.8] | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |