Teny iditra |
fandravona
(ravona)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mandravona, mampitovy tantana Azo aravona [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu on peut égaliser, aplanir, manière d égaliser [1.3]
|
|
Teny iditra |
fandravoña
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
loko,
fandokoana
[1.78]
|
|
Teny iditra |
fandravona
(ravona)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava]
Vahona sy ravinkazo voatoto ampifangaroina amin'ny rano mba handroana ho fiarovana amin'ny tety [1.1]
|
|