Teny iditra | fandraikiraikena (raikiraiky) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanadalana Ody fandravoravoana, ody fitia [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L’action de faire tituber Charme [1.3] | |
Ohatra | Dia rendrika aho, asa izany angaha no azon' ny fandraikiraikena!
[2.643] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07 |