Teny iditra | fanavahana (avaka) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Fijerena ny toetra iombonana, mampiavaka sy manavaka [1.13] | |||
Fanazavàna teny frantsay | L'action de séparer, de distinguer, ce qui sert à séparer [1.3] | |||
Identification [1.13] | ||||
Kamban-teny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08 |