Teny iditra | fanatsikera (tsikera (kera)) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manatsikera, mampisaratsaraka mba tsy hamela hifatratra; fomba entina mivaofy [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Manière de diviser [1.3] | |
Teny iditra | fanatsikera (tsikera) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Azo tsikeraina [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu'on peut diviser [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |