Teny iditra | fanaporetaka (poretaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manaporetaka, manapetaka zavatra malemy bodaka [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu’on peut appliquer [qui soit mou], manière d’appliquer [quelque chose de mou] [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2024/02/08 |