Teny iditra | fanantsoroka (soroka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manantsoroka, mitondra eo an-tsoroka [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu'on peut charger sur l'épaule Manière de charger sur l'épaule [1.3] | |
Teny iditra | fanantsoroka (soroka) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Azo entina an-tsoroka [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |