Teny iditra |
fanaingana
(ainga)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fibatana ho ambonimbony kokoa: Tsy vitako ny fanaingana io vata io Fitaomana, fanentanana: Nikoizana ny fanaingan-dRakoto ny mpitokona hiasa [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | L’action de soulever, de lever, d’aller chercher [1.3]
|
Ohatra |
1 | Manongana fitombenana izay ampiarahina amin' ny fanaingana zipo indraindray.
[1.519]
|
2 | ao ny fandaminan-javatra, ao ny fanaingana olona, ao ny fampianarana, ao ny fanehoan-kevitra fotsiny.
[2.298]
|
|
|