Teny iditra | fanabonoka (bonoka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manabonoka, manaron-damba olona ao ampandriana mba hafana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Qu’on peut recouvrir, manière de couvrir [1.3] | |
Tsipelina hafa | fambonoka [1.3#87] | |
Fivaditsoratra | fanabonoka, fanakobona |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/11 |