Teny iditra | fanaboaboana (aboabo (abo)) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanavoavoana, fananoanoana Fifaliana, firavoravoan' ny miaramila na manamboninahitra avy nandresy [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L'action d'exalter [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/04 |