Teny iditra | fampiasana ny rantsan-tanana | |
Singan-teny | fampiasana ; rantsan-tanana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Hakingana sy fahaizana mampiasa ny rantsan-tanana [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Doigté [1.13] | |
Voambolana | Haiaina | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |