Teny iditra famotsoran-keloka
Singan-teny famotsorana ; heloka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fahefana manokana ananan'ny filoham-pirenena hanafoana ny sazy sy izay mety ho vokany rehetra na dia efa namoahana didimpitsarana aza [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Amnistie [1.13]
Ohatra Fari-pahefan' ny manam-pahefana mahefa ao amin' ny Firenena mpikambana ao aminy ny mikaondoha sy mampifandrindra ny heviny momba ny lalànan' ny famotsorankeloka mba hifanaraka amin' ny fanao iraisampirenena izay tsy mampiditra ho isan' ny mahazo famotsoran-keloka ny vono moka natao amin' ny zanak' olombelona, ny vono moka amin' ny ady, ary ny fanosihosena be vava ny Zon' ny olombelona sy ny fahafahana fototra. [4.27]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19