Teny iditra | famotika (potika) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manapotika, mamotika [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu'on peut mettre en morceaux, manière de morceler [1.3] | |
Tovy hevitra | fanapotika | |
Fivaditsoratra | famotika, tafakomy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |