Teny iditra | famorana (fora) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fandidiana foitran-jaza, izany hoe fanalana ilay hoditra manarona ny lohan' ny filahian-jaza; fanaovana hasoavana [1.1] | |
Ohatra | Tamin' ny andron' Andriamanelo no nanaovana ny famorana voalohany tany Imerina.
[2.113] | |
Lahatsoratra | Randzavola: famorana ao amin' ny Baiboly | |
Fivaditsoratra | famorana, fanamaro, fanamora, manafora, ro mafana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |