Teny iditra | famelomana (velona) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanomezana aina indray: Famelomana ny maty Fiahiana, fikarakarana: Adidinao na famelomana ireo kamboty kely ireo Fampanenoana: An' iza na fomelomana lakolosy anio? Fampirehetana: Tsy sarotra ny famelomana afo raha maina tsara ny kitay [1.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | L'action de nourrir, d'entretenir, de sauver, d'allumer, d'arranger, le moyen, le lieu, le temps [1.3] | ||||
Alimentation, amorçage [1.13] | |||||
Ohatra |
| ||||
Teny iditra | famelomana | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny frantsay | [Bezanozano, Tanala] (de famelona et mana : action de posséder ; qui possède la propriété de pousser rapidement. Arbre à croissance rapide). Gambeya boiviniana (Pierre) Aubreville (Sapotaceae). Voir famelona. [1.196] | ||||
Anarana siantifika | Gambeya boiviniana | ||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||
Teny iditra | famelomana | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo, Merina] (de famelona et mana mis pour manana, qui possède, donc qui possède la vie ; cette plante a une racine tubéreuse et repousse facilement après les feux de prairie). Rumex crispus L. (Polygonaceae). Les racines, riches en tanins sont employées en tannerie et en teinturerie. Les feuilles, bien que très acides, peuvent être consommées comme légume. Les racines écrasées servent aussi à préparer une décoction concentrée contre la gale (en lotions externes). [1.196] | ||||
Anarana siantifika | Rumex crispus | ||||
Voambolana | Haizavamaniry ~ Fahasalamana | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |