|
|
|
|

Teny iditra 1  famaranana
Fototeny  2 farana
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  6 Teny atao amin' ny faran' ny lahateny na lahatsoratra mba ho fehin' izay voalaza
7 famitana, fanaperana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 a smoothing-knife
9 the final declaration about business that has been done. [1.2]
10 the end or finishing of something; the act of smoothing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 la terminaison [1.3]
12 la fin, la conclusion, la limite, la péroraison, action de rogner, d' égaliser , de limer, l'instrument [1.3]
13 action de clôturer une réunion; finition, polissage [1.8]
14 terminale [1.66]
Ohatra  15  Manatona tanety hatrany foana no famaranana azy rehetra. [2.245#90]
16  Io fehezan-teny famaranana azy io no nentinay nanavaka ny tapasiry tamin'ny tantara. [2.606#96]
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how famaranana

Fivaditsoratra  famaranana, 18 fanamarana, 19 fanaramana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19