Teny iditra fakofako tsy mba kitay
Singan-teny fakofako ; tsy ; mba ; kitay
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zavatra madinika tsy ahavitan-javatra, tsy azo ianteherana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/16