Teny iditra | fahihirana (hihitra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fitsitsiana tafahoatra [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L'avarice, la parcimonie [1.3] | |
Ohatra | Tandremo tsara sao azon' ny fahihirana hianareo, fa ny ain' ny olona tsy miankina amin' ny habetsahan' izay ananany.
[2.996] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06 |