|
|
|
|

Teny iditra 1  fahatrotrahana
Fototeny  2 trotraka
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny frantsay  6 épuisement [1.3]
Ohatra  7  Na dia eo aza ny fahatrotrahana tamin' ny lahasa mafy nandritra ny andro, dia mbola miran' endrika ihany Rainitoandro mahatsinjo ny vady aman-janany iray tafasiry eo amorom-patana. [2.470#14]
Tovy hevitra  8 hatrotrahana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22