|
|
|
|

Teny iditra 1  fahatomombanana
Fototeny  2 tomombana
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Ohatra  6  Tsy azo ialana ny jiny, hoy ny poeta, tsy maintsy atao ny sorona fa izay no manala ny "ratsy" eo amin'ny fiainan'ny olona ary mitondra amin'ny fahatomombanana [2.606#124]
7  Raha tsy izany, mitombina ny ahiahy amin' ny « itsinjarana ny fahefana » mikasika ny lesoka eo amin' ny fifandraisan' ny rantsana isan-tokony eo amin' ny fahatomombanana izay indrisy tsikaritra matetika eo amin' ny Fanjakana foibe [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19