|
|
|
|

Teny iditra 1  fahabetsahana
Fototeny  2 betsaka
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 la multitude, l'abondance [1.3]
Ohatra  7  Vitsy rahateo ny polisy mpiambina ny filaminana eny an-tsena eny, miolotra amin' ny fahabetsahan' ny olona. [2.470#12]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19