Teny iditra |
etry
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Fohy, tsy mahataka-javatra, zeny [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Humbled [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on abaisse, qu'on humilie [1.8]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
etry
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza fitambotsorana na fidinana ho amin' ny ambany sy ny iva Fanivaivana, fanazimbana [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Abaissement, affaissement, tassement, diminution en hauteur, en grade, en rang; humiliation [1.3]
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
etry
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Vakin-tongoa, fay na tsefaka ka misy miletsy, misy misondrotra [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Faille [1.13]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Tsotra : |
etry,
etrin',
etrin-,
etrim- |
|
Mpanahaka |
fay ~
tresaka |
|
Teny iditra |
etry
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro]
Lambahoany, kitamby, salaka [1.78]
|
| [Taisaka, Tanala]
Fehinkibo [1.78]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka]
Ceinture [1.82]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Tsotra : |
etry,
etriko,
etrinao,
etriny,
etrintsika,
etrinay,
etrinareo,
etrin',
etrin-,
etrim- |
|
|