Teny iditra | erikatra | |
Sokajin-teny | tambinteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Manondro toerana somary lavidavitra ka manondro matimafy kokoa noho ny erỳ ary fampiasa indrindra amin' ny valin-teny: Aiza ianareo no mipetraka? Erikatra (sady tondroina ilay toerana) [1.1] | |
Fivaditsoratra | erikatra, katirera, raiketra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |