Teny iditra dobofana (doboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Velezina mafy ka miteraka feo migoboka izany: Nodobofany totohondry ny lamosiko [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on fait retentir, résonner [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : dobofana, dobofako, dobofanao, dobofany, dobofantsika, dobofanay, dobofanareo, dobofan', dobofan-, dobofam-, dobofa-
Ny lasa : nodobofana, nodobofako, nodobofanao, nodobofany, nodobofantsika, nodobofanay, nodobofanareo, nodobofan', nodobofan-, nodobofam-, nodobofa-
Ny hoavy : hodobofana, hodobofako, hodobofanao, hodobofany, hodobofantsika, hodobofanay, hodobofanareo, hodobofan', hodobofan-, hodobofam-, hodobofa-
Filaza mandidy : dobofy
Tovy hevitra dobohana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20