|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 disadisa |
| Fototeny | 2 disa |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Harisarisa, zava-manahirana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 tired of waiting, tired of lying down, etc.
[1.2] 9 that which fatigues or annoys [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 ce qui embête ou harasse
[1.8] |
| Ohatra |
11 ny efa hasarotan' ny fiainany rahateo, ny tsi-fisian' ny ilaina sy ny tsi-fahampian-kanina, ny disadisa sy fitomboam-pahasahiranana noho ny ataon' ny Vazaha, eo indray koa ity fampohiriana vaovao azy, ity fanerena bontolo azy hiasa.
[2.472#160]
|
| Fivaditsoratra | 12 dasidasy, disadisa |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|