Teny iditra dinana (dina)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] To be cut off [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : dinana, dinako, dinanao, dinany, dinantsika, dinanay, dinanareo, dinan', dinan-, dinam-, dina-
Ny lasa : nodinana, nodinako, nodinanao, nodinany, nodinantsika, nodinanay, nodinanareo, nodinan', nodinan-, nodinam-, nodina-
Ny hoavy : hodinana, hodinako, hodinanao, hodinany, hodinantsika, hodinanay, hodinanareo, hodinan', hodinan-, hodinam-, hodina-

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31