Teny iditra |
dina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro]
Fanambarana ampahibemaso, fianianana [1.78]
|
| Fanekena nifanarahana, teny nifanekena: Manao dina fa tsy hivadika. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A declaration, a public or solemn protestation before heaven and earth (Prov.) [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Convention faite par les membres d'une société, d'un vollage, d'une caste. etc. [1.3]
|
Fanazavàna teny anglisy | Charter [1.470]
|
| A convention or charter agreed on by a group [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Chartre [1.470]
|
| [Tankarana]
Convention ; voeu. [1.19]
|
| Convention faite par un groupe [1.8]
|
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
|
Teny iditra |
dina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano]
Sazy [1.78]
|
Fanazavàna teny anglisy | A fine, a penalty, a forfeit, a mulct, especially imposed for the non-performance of a contract or for neglect of a public order [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Amende pour violation de contrat ; infraction à une loi [1.19]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
dina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka]
Fanarian-drano an-dakana, dinaka
[1.78]
|
|
Teny iditra |
dina
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
Not entire [1.2]
|
Sampanteny |
|