Teny iditra | dia tsy manina | |
Singan-teny | dia ; tsy ; manina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fandehan' ny olona tsy mananjavatra hovonjena fa milaika dia milaika [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [tsy manina, not longing after] a slow and deliberate movement, yet not pleasure [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/15 |