|
|
|
|

Teny iditra 1  deronderona
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  9 Hadedahana misy fireharehana amin' ny teny lazaina mahatonga handoka tena sy hiedinedina foana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 perching up in any high and conspicuous position [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 Forfanterie, fanfaronnade, paroles hautaines [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19