Teny iditra debadeba
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fohifohy sady bebe tarehy ary somary lesoka: Debadeba izay ny tarehin-dRamasabomanga [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Same as debodebo [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Peu élevé, large, ramassé, se dit des choses [1.3]

Teny iditra Debadeba
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Un des dieux invoqués par les Tsimihety. [1.19]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31