Teny iditra | darondarona (darona) | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Avonavona miharo hatezerana eo amin' ny fitenenana Fidaondaom-bava, avom-bava, heto-bava, taim-bava. [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Insolence, anger [1.2] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Insolence mêlée de colère [1.3] | ||||||||||||
Voambolana | Ontam-po | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |