Teny iditra | danoka | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fandeha miangoty sy miaingitra ampisehoana fahamboniana na enti-milaza amin' ny hafa fa miadana sy sambatra [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Démarche lente, comme de quelqu'un qui est bien repu ; action de parler avec affectation [1.3] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Tovy hevitra | danona | |||||||||
Fivaditsoratra | danoka, dokana, donaka, kadoña, kodàna |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |