Teny iditra | dananaka | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Olona tsy manana eritreritra, tsy manana ahiahy, mitsilamodamoka, ary mova tsy ny adaladala, dondrona. [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Same as donanaka [1.2] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Un sans-souci, apathique, indolent qui a l'air hébété, la bouche béante [1.3] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Fivaditsoratra | andakana, dananaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |