|
|
|
|

Teny iditra 1  dabofana
Fototeny  2 daboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Velezina, kapohina, tontaina: Maditra loatra io zaza io ka aoka hodabofan-drainy any [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 Qu'on bat, qu'on frappe [1.3]
Tsipelina hafa  10 dabohana

Fivaditsoratra  dabofana, 11 fanabado

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22