Teny iditra |
bokony
|
Sokajin-teny | anarana boko sy mpisolo
|
Fanazavàna teny malagasy | Ravina mihorona ary tonga boribory, na ny vonin' ny tsimo-kazo mbola tsy mivelatra: Bokon-daisoa [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [ny, suffix pronoun.] The heart of a cabbage. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tanala]
(allusion au bouquet de feuilles qui couronne le tronc) Polyscias carolorum Bernardi (Araliaceae). Réf. Service Forestier 7393.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Polyscias carolorum |
Voambolana |
|
Teny iditra |
bokony
|
Sokajin-teny | anarana boko sy mpisolo
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
The gizzard [1.2]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
bokony
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | ambokony
[1.1]
|
|