Teny iditra bodaboda
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy A bawl, a cry, such as is made in anger. (Prov.) [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Criailler, criailler de colère. [1.19]
Sampanteny 
Tovy hevitra bôdabôda

Teny iditra bodaboda (boda)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Dongadonga [1.78]
Fanazavàna teny anglisy Soft, tender
Muddy, as boggy ground
Pappy, as bananas over-ripe [1.2]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20