Teny iditra | binaiko (baiko) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voabaiko, baikoina, omena baiko: Nobinaikony tamin' ny masony fotsiny ilay alika dia nanatona [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Passive of baiko with infix [1.2] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | à qui ou a parlé ou fait un commandement en langage étranger ou par signes [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | voabaiko | ||||||
Fivaditsoratra | binaiko, ikobany, kiboina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09 |