Teny iditra bibina (biby)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Misy kankana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qui a des vers dans l'estomac [1.3]
Ohatra Bibina itỳ zaza itỳ fa ento any amin' ny dokotera [1.1]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20