Teny iditra BCMM
Sokajin-teny anarana (fanafohezanteny) [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay Bureau des Cadastres Miniers de Madagascar [3.1]
Ohatra Ary tamin' ny aogositra 2008, dia namoaka ny lisitry ny orinasa voafantina mialoha hametraka tolo-bidy hikaroka sy hitrandraka ny fihondronam-by ao amin' ny manodidina an' i Soalala ny BCMM. [4.27]
Tsanganana sy sary iray takila Fanafohezan-teny

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31