Teny iditra (1/2) | 1 bado |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Kely saina, donto saina, tsy ampy fiheverana, mora ambakaina. (Araka izany, dia tsy azo atao hoe bado ny tsy nahita fianarana fotsiny, satria mety ho manan-tsaina tokoa izy, fa ny fianarana no tsy hitany): Bado koa izany raha olona, itỳperatra volamena itỳ,' dia natakalony akanjo marevaka be soratra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] stupid; illiterate |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] qui a l'esprit obtus, un peu bête 6 [1.8] stupide; illettré |
Ohatra |
7 Lehibe Rasendrasoa, bado tokoa sady lava no vaventy: [2.48] 8 Tsy te hiseho ho bado velona loatra izy, na dia nanitikitika azy aza ny eritreriny. [2.470] |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 14 tsotra loatra, tsobe, mora amidy, olom-be, tsy mahay olakolaka, mifanahin-jaza bado |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny bado io |
Teny iditra (2/2) | 18 bado |
Sokajin-teny | 19 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
20 [1.19] [Tankarana]
nom d'une espèce de serpent; sorte de boa. |
Voambolana |
21 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
Fivaditsoratra | 22 bado, boda, dabo, dabo-, doba |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/05 |
![]() |