Teny iditra | baboina (babo) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao sambobelona, atao babo: Tafondro roa no nobaboin' ny fahavalo Robaina, angalarina: Nobaboin' ny jiolahy daholony entant' tao ambany rihana Hosena, alaina ho onitra: Hobaboin' ny fanjakana ny fanan-nany fa namadika tanindrazana izy [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be taken captive [1.2, 1.7] | ||||||||
To be captured; to be seized, as of goods. [1.2] | |||||||||
To be seized [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on capture, qu'on confisque, qu'on pille [1.3, 1.8] | ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | baboina, baibona, bobaina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |