Teny iditra | aza maty anie aho | |
Singan-teny | aza ; maty ; anie ; aho | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny fialan-tsiny ary fangataham-pamelana tamin' ny hadisoana natao, indrindra raha zavatra tsy niniana natao Matesa anie aho [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20 |